|
|
|
|

Teny iditra1 sarotra alina
Singan-teny  2sarotra, 3alina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ireo aretina sasany, izay amin' ny alina vao tena mihamafy, nefa ny antoandro tsy dia maninona loatra. [1.1]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12